FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 11:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Amin’izany andro izany, dia mbola hanolotra ny tanany fanindroany i Jehovah, mba hamerenana an’izay sisa tavela amin’ny vahoakany avy any Asyria+ sy Ejipta+ sy Patrosa+ sy Kosy+ sy Elama+ sy Sinara* sy Hamata ary avy any amin’ireo nosin-dranomasina.+

  • Jeremia 23:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Dia hangoniko avy any amin’ny tany rehetra nanaparitahako azy ny ondriko sisa,+ ka haveriko ao amin’ny kijanany.+ Ho maro anaka sy hihabetsaka izy ireo.+

  • Jeremia 31:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Izao mantsy no lazain’i Jehovah:

      “Manaova horakora-pifaliana ho an’i Jakoba.

      Mihobia fa ianao no sangany amin’ireo firenena.+

      Ambarao izany! Derao Andriamanitra, ary milazà hoe:

      ‘Jehovah ô, mba vonjeo ny vahoakanao, dia izay sisa amin’ny Israely!’+

       8 Hoentiko miverina avy any amin’ilay tany any avaratra+ izy ireo.

      Hangoniko avy any amin’ny faritra lavitra indrindra amin’ny tany+ izy ireo.

      Ho eo daholo na ny jamba na ny malemy tongotra+

      Na ny vehivavy bevohoka na ny efa ho teraka.

      Fiangonana lehibe izy ireo rehefa hiverina eto.+

  • Mika 4:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 “Amin’izany andro izany”, hoy i Jehovah,

      “Dia hovoriko ilay vahoaka nandringa,

      Ary hangoniko ilay naparitaka,+

      Sy izay nampahoriko.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara