38 Ho feno vahoaka ny tanàna rava teo aloha,+ dia vahoaka toy ny olona masina be dia be sy toy ny andian’ondry ao Jerosalema* rehefa fety.+ Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’”
22 Hisy vahoaka maro sy firenena matanjaka ho avy mba hitady an’i Jehovah Tompon’ny tafika any Jerosalema,+ sy hiangavy an’i Jehovah mba hankasitraka azy.’*