-
Salamo 74:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Tsy mahita an’ireo famantarana natao ho anay intsony izahay;
Tsy misy mpaminany intsony koa,
Ary tsy misy aminay mahalala hoe haharitra hafiriana izany.
-
-
Ezekiela 13:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Noho izany, dia tsy hahita fahitana sandoka intsony ianareo vehivavy, ary tsy hanao sikidy intsony.+ Dia hovonjeko avy eny am-pelatananareo ny vahoakako, ka tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah.’”
-