FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 1:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Mafy loha ny andriananao, sady naman’ny mpangalatra.+

      Samy tia mandray kolikoly izy ireo, sady te hahazo fanomezana foana.+

      Tsy omeny rariny ny kamboty ray,

      Ary tsy raharahiany mihitsy ny fitorian’ny mpitondratena.+

  • Isaia 5:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Hahita loza izay milaza ny tsara hoe ratsy sy milaza ny ratsy hoe tsara,+

      Dia izay manolo ny maizina amin’ny mazava sy manolo ny mazava amin’ny maizina,

      Ary manolo ny mangidy amin’ny mamy sy manolo ny mamy amin’ny mangidy!

  • Isaia 5:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Dia izay manafaka ny ratsy fanahy mba hahazoana kolikoly,+

      Sady tsy manome rariny ho an’ny olo-marina.+

  • Ezekiela 22:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Mandray kolikoly ny olona ao aminao mba handatsahan-dra.+ Maka zanabola+ sy maka tombony* ianao rehefa mampindram-bola.+ Alainao an-keriny koa ny volan’ny namanao. Hadinonao tanteraka aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara