-
Isaia 56:10, 11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Jamba+ ny mpitiliny, ka tsy misy mahatsikaritra an’izay mety hitranga.+
Alika moana izy rehetra ka tsy mahavovò,+
Fa misefosefo fotsiny sy mitsilailay ary tia matoritory.
11 Alika mirangorango izy ireo,
Sady tsy mety voky mihitsy.
Mpiandry ondry tsy mahay na inona na inona koa izy ireo,+
Ary samy manaraka ny lalany avy.
Samy te hahazo tombony azo tamin’ny tsy rariny izy rehetra ka miteny hoe:
-