Salamo 86:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Jehovah ô, ho avy hiankohoka eo anatrehanaoNy firenena rehetra nataonao,+Ary homen’izy ireo voninahitra ny anaranao!+ Isaia 2:2-4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 60:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hankeo amin’ny hazavanao ny firenena,+Dia hanatona ny voninahitrao mamirapiratra*+ ny mpanjaka.+ Apokalypsy 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Iza no tsy hatahotra anao, Jehovah* ô, ary iza no tsy hanome voninahitra ny anaranao? Ianao irery ihany mantsy no tsy mivadika!+ Fa ho avy hivavaka eo anatrehanao ny firenena rehetra,+ satria efa naseho ny didim-pitsaranao ara-drariny.”
9 Jehovah ô, ho avy hiankohoka eo anatrehanaoNy firenena rehetra nataonao,+Ary homen’izy ireo voninahitra ny anaranao!+
4 Iza no tsy hatahotra anao, Jehovah* ô, ary iza no tsy hanome voninahitra ny anaranao? Ianao irery ihany mantsy no tsy mivadika!+ Fa ho avy hivavaka eo anatrehanao ny firenena rehetra,+ satria efa naseho ny didim-pitsaranao ara-drariny.”