Jeremia 30:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mba anontanio, azafady, raha misy lehilahy afaka miteraka. Koa nahoana ny lehilahy matanjaka rehetra no hitako mitazona ny kibony*Hoatran’ny vehivavy efa ho teraka?+ Nahoana no hatsatra ny tarehy rehetra?
6 Mba anontanio, azafady, raha misy lehilahy afaka miteraka. Koa nahoana ny lehilahy matanjaka rehetra no hitako mitazona ny kibony*Hoatran’ny vehivavy efa ho teraka?+ Nahoana no hatsatra ny tarehy rehetra?