FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 107:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Aoka hilaza an’izany ireo navotan’i Jehovah,

      Dia ireo navotany avy teo an-tanan’ny* fahavalo,+

       3 Sy nangoniny avy tany amin’ny tany maro,+

      Avy tany atsinanana sy tany andrefana,*

      Ary avy tany avaratra sy tany atsimo.+

  • Isaia 48:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Mivoaha avy ao Babylona!+

      Andosiro ny Kaldeanina!

      Lazao sy ambarao amin’ny olona izany sady mifalia.+

      Ataovy fantatry ny olona hatrany amin’ny faran’ny tany izany,+

      Dia teneno hoe: “Navotan’i Jehovah i Jakoba mpanompony.+

  • Jeremia 15:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Hamonjy anao eo an-tanan’ny ratsy fanahy aho,

      Ary hanavotra anao eo am-pelatanan’ny olona tsy mifaditrovana.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara