-
Matio 2:4-6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Dia novorin’i Heroda daholo ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna rehetra teo amin’ny vahoaka, ka nanontaniany hoe aiza ny toerana hahaterahan’i Kristy.* 5 Dia hoy izy ireo taminy: “Ao Betlehema+ any Jodia. Izao mantsy no nosoratan’ny mpaminany: 6 ‘Ary ianao, ry Betlehema ao amin’ny tanin’i Joda, tsy ianao mihitsy no kely indrindra amin’ny tanàna fehezin’ireo governoran’i Joda, satria avy ao aminao no hivoahan’ilay ho mpitondra sady mpiandry ny Israely vahoakako.’”+
-