Salamo 90:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 93:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Efa mafy orina hatry ny ela ny seza fiandriananao;+Efa nisy foana ianao hatramin’izay.+ Apokalypsy 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Izaho no Alfa sy Omega”,*+ hoy i Jehovah* Andriamanitra, “Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy, ilay Mahery Indrindra.”+
8 “Izaho no Alfa sy Omega”,*+ hoy i Jehovah* Andriamanitra, “Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy, ilay Mahery Indrindra.”+