-
Isaia 14:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Tsy hiara-milevina amin’ireo mpanjaka ao am-pasana ianao,
Satria nosimbanao ny taninao,
Ary novonoinao ny vahoakanao.
Tsy hotononina intsony ny anaran’ny taranaky ny mpanao ratsy.
-