Salamo 72:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hoderaina mandrakizay anie ny anarany be voninahitra,+Ary enga anie ny voninahiny hameno ny tany manontolo!+ Amena! Amena! Isaia 11:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Zakaria 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary ho Mpanjakan’ny tany manontolo i Jehovah.+ Ho iray ihany i Jehovah+ ary ho iray ihany ny anarany,+ amin’izany andro izany.
19 Hoderaina mandrakizay anie ny anarany be voninahitra,+Ary enga anie ny voninahiny hameno ny tany manontolo!+ Amena! Amena!
9 Ary ho Mpanjakan’ny tany manontolo i Jehovah.+ Ho iray ihany i Jehovah+ ary ho iray ihany ny anarany,+ amin’izany andro izany.