FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 75:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Fa misy kaopy eny an-tanan’i Jehovah,+

      Ary divay mandroatra sy mahery be* no ao anatiny.

      Tena hararany izany,

      Ka hisotro an’ilay izy hatramin’ny faikany ny ratsy fanahy rehetra eto an-tany.”+

  • Isaia 51:22, 23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Izao no tenin’i Jehovah Tomponao, ilay Andriamanitrao, izay miaro ny vahoakany:

      “Halaiko eny an-tananao ilay kaopy mampivembena,+

      Dia ilay kaopy misy ny fahatezerako.

      Tsy hisotro amin’iny intsony ianao.+

      23 Hatolotro eny an-tanan’ireo mampijaly anao ilay kaopy,+

      Dia izay niteny taminao hoe: ‘Miondreha amin’ny tany mba handehananay.’

      Nataonao hoatran’ny tany àry ny lamosinao,

      Hoatran’ny lalana handehanan’izy ireo.”

  • Jeremia 25:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary raha tsy mety mandray an’ilay kaopy eny an-tananao izy ireo ka tsy mety misotro, dia lazao aminy hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Tsy maintsy misotro an’ity ianareo!

  • Jeremia 51:57
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 57 Hataoko mamo+ ny andrianany, ny olon-kendriny,

      Ny governorany, ny solontenam-panjakany, ary ny miaramilany.

      Hatory mandrakizay ireo

      Ka tsy hifoha intsony”,+ hoy ilay Mpanjaka, izay manana anarana hoe Jehovah Tompon’ny tafika.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara