-
Amosa 5:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Ho haizina ny andron’i Jehovah fa tsy hazavana,
Ary ho andro manjombona fa tsy mamirapiratra.
-
-
Asan’ny Apostoly 2:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Ho maizina ny masoandro ary ho mena toy ny ra ny volana, alohan’ny hahatongavan’ny andron’i Jehovah,* dia ilay andro lehibe sady miavaka.
-