-
Isaia 59:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Izany no mahatonga ny rariny ho lavitra anay,
Sy ny fahamarinana tsy hahatratra anay.
Manantena hazavana foana izahay nefa haizina no hitanay,
Ary manantena andro mazava nefa mbola mandeha ao anatin’ny haizim-pito ihany.+
10 Mitsapatsapa manara-drindrina toy ny jamba izahay,
Ka mitsapatsapa toy ny olona tsy manana maso.+
Tafintohina izahay amin’ny mitataovovonana, hoatran’ny amin’ny takariva maizimaizina ihany,
Ary hoatran’ny maty izahay rehefa miaraka amin’ireo mahery.
-