FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 7:5-7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ahitsio tanteraka ny lalanareo sy ny ataonareo, ary tsarao araka ny rariny ny olona sy izay miady aminy.+ 6 Aza ampijalina ny hafa firenena monina eo aminareo sy ny kamboty* ary ny mpitondratena,+ ary aza mandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny eto amin’ity toerana ity. Aza manompo andriamani-kafa ka hahatonga loza aminareo.+ 7 Raha mankatò an’izany ianareo, dia havelako hipetraka mandrakizay* eto amin’ity toerana ity, izany hoe eo amin’ilay tany nomeko ho an’ny razambenareo.”’”

  • Jeremia 25:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nilaza ireny mpaminany ireny hoe: ‘Samia re miala amin’ny lalan-dratsinareo sy ny ratsy fanaonareo+ e! Amin’izay ianareo hipetraka ela ao amin’ilay tany nomen’i Jehovah anareo sy ny razambenareo efa hatramin’ny ela. 6 Aza manaraka andriamani-kafa na manompo an’ireny na miankohoka aminy, ka hampahatezitra ahy amin’ny asan’ny tananareo. Raha tsy izany, dia hahatonga loza aminareo aho.’

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara