Isaia 45:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa hovonjen’i Jehovah mandrakizay kosa ianareo ry Israely.+ Tsy ho menatra na ho afa-baraka ianareo mandrakizay.+ Isaia 54:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aza matahotra+ fa tsy ho menatra ianao.+Aza mieritreritra hoe afa-baraka ianao, fa tsy ho diso fanantenana ianao. Hohadinoinao mantsy ny henatrao tamin’ny fahatanoranao,Ary tsy hotsaroanao intsony ilay ianao afa-baraka satria hoe maty vady.”
17 Fa hovonjen’i Jehovah mandrakizay kosa ianareo ry Israely.+ Tsy ho menatra na ho afa-baraka ianareo mandrakizay.+
4 Aza matahotra+ fa tsy ho menatra ianao.+Aza mieritreritra hoe afa-baraka ianao, fa tsy ho diso fanantenana ianao. Hohadinoinao mantsy ny henatrao tamin’ny fahatanoranao,Ary tsy hotsaroanao intsony ilay ianao afa-baraka satria hoe maty vady.”