Ezra 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nanao hira nifamaly+ izy ireo ka nidera sy nisaotra an’i Jehovah, “fa tsara izy; tia ny Israely izy sady tsy mivadika aminy mandrakizay.”+ Dia nihoby mafy nidera an’i Jehovah ny olona rehetra, satria tafapetraka ny fototry ny tranon’i Jehovah. Isaia 12:5, 6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Manaova hira fiderana* ho an’i Jehovah,+ fa nanao zavatra miavaka izy,+ Ary ampahafantaro eran-tany izany. 6 Mihorakoraha sy mihobia, ry mponin’i Ziona,Fa lehibe Ilay Masin’ny Israely eo anivonareo.” Zakaria 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hoy i Jehovah: “Mihobia, ry Ziona zanakavavy ô,+ fa ho avy aho+ dia honina eo aminao.+
11 Ary nanao hira nifamaly+ izy ireo ka nidera sy nisaotra an’i Jehovah, “fa tsara izy; tia ny Israely izy sady tsy mivadika aminy mandrakizay.”+ Dia nihoby mafy nidera an’i Jehovah ny olona rehetra, satria tafapetraka ny fototry ny tranon’i Jehovah.
5 Manaova hira fiderana* ho an’i Jehovah,+ fa nanao zavatra miavaka izy,+ Ary ampahafantaro eran-tany izany. 6 Mihorakoraha sy mihobia, ry mponin’i Ziona,Fa lehibe Ilay Masin’ny Israely eo anivonareo.”