FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 30:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Hataon’i Jehovah Andriamanitrao be dia be ny vokatry ny asan’ny tananao rehetra,+ ary hataony maro be ny zanakao sy ny biby fiompinao ary ny vokatry ny taninao. Fa ho faly indray i Jehovah hanao izay hiadananao, hoatran’ny nataony tamin’ny razambenao.+

  • Salamo 147:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa ny olona matahotra azy+ no mahafinaritra an’i Jehovah,

      Dia ireo miandry hoe hanehoany fitiavana sy tsy fivadihana.+

  • Isaia 62:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Ho lasa satroboninahitra tsara tarehy eo an-tanan’i Jehovah ianao,

      Ho fehilohan’ny mpanjaka, eo am-pelatanan’ilay Andriamanitrao.

  • Isaia 65:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Jeremia 32:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Ho faly hanao soa amin’izy ireo aho,+ ka hataoko miorim-paka eto amin’ity tany ity+ izy ireo. Hataoko amin’ny foko manontolo sy ny heriko manontolo izany.’”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara