Isaia 60:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nafoy sy nankahalaina ianao taloha, sady tsy nisy mpandalo teo aminao.+Hataoko lasa reharehan’ny olona mandrakizay anefa ianao,Sady hahafaly ny olona hatramin’ny taranaka fara aman-dimby.+
15 Nafoy sy nankahalaina ianao taloha, sady tsy nisy mpandalo teo aminao.+Hataoko lasa reharehan’ny olona mandrakizay anefa ianao,Sady hahafaly ny olona hatramin’ny taranaka fara aman-dimby.+