Ezra 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Navoakan’i Kyrosy Mpanjaka izany, ka i Mitredata mpitahiry ny harenam-panjakana, no nasainy nanara-maso sy nanisa an’izany mba homena an’i Sesbazara,*+ mpiadidy teo amin’ny Joda.
8 Navoakan’i Kyrosy Mpanjaka izany, ka i Mitredata mpitahiry ny harenam-panjakana, no nasainy nanara-maso sy nanisa an’izany mba homena an’i Sesbazara,*+ mpiadidy teo amin’ny Joda.