Zakaria 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “‘Mihainoa, azafady, ry Josoa Mpisoronabe. Mihainoa ianao sy ireo namanao mipetraka eo anatrehanao, fa atao famantarana ianareo. Efa mitondra an’ilay mpanompoko+ atao hoe Tsimoka+ aho izao. Zakaria 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Makà volafotsy sy volamena ka manamboara satroboninahitra,* dia ataovy eo amin’ny lohan’i Josoa+ mpisoronabe, zanak’i Jozadaka, ilay izy.
8 “‘Mihainoa, azafady, ry Josoa Mpisoronabe. Mihainoa ianao sy ireo namanao mipetraka eo anatrehanao, fa atao famantarana ianareo. Efa mitondra an’ilay mpanompoko+ atao hoe Tsimoka+ aho izao.
11 Makà volafotsy sy volamena ka manamboara satroboninahitra,* dia ataovy eo amin’ny lohan’i Josoa+ mpisoronabe, zanak’i Jozadaka, ilay izy.