FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Any am-parany any,*

      Ilay tendrombohitra misy ny tranon’i Jehovah

      Dia ho mafy orina sady ho avo noho ny tampon’ireo tendrombohitra,+

      Ka hasandratra ho avo noho ireo havoana.

      Ary hiaraka ho any ny firenena rehetra.+

  • Isaia 60:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Hahita an’izany ianao amin’izay fotoana izay ka ho miramirana.+

      Hidobodoboka be ny fonao sady ho feno hafaliana,

      Satria halefa any aminao ny harenan’ny ranomasina,

      Sady ho tonga any aminao ny fananan’ny firenena.+

  • Isaia 60:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Havela hisokatra foana ny vavahadinao.+

      Tsy hohidiana ireny na andro na alina,

      Mba hampidirana ny fananan’ny firenena ho ao aminao,

      Ka ny mpanjakany no hitarika an’izany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara