Salamo 85:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hohenoiko izay lazain’i Jehovah, ilay tena Andriamanitra,Satria izy hiresaka fihavanana amin’ny vahoakany,+ dia amin’ireo tsy mivadika aminy.Aoka anefa izy ireo tsy hatoky tena loatra indray.+ Isaia 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 60:17, 18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Zakaria 8:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 ‘Fa hafafy ny voan’ny fiadanana. Hamoa ny voaloboka, hamokatra ny tany,+ ary handrotsaka ando ny lanitra. Ary homeko ho lovan’izay sisa tavela amin’ity vahoaka ity izany rehetra izany.+
8 Hohenoiko izay lazain’i Jehovah, ilay tena Andriamanitra,Satria izy hiresaka fihavanana amin’ny vahoakany,+ dia amin’ireo tsy mivadika aminy.Aoka anefa izy ireo tsy hatoky tena loatra indray.+
12 ‘Fa hafafy ny voan’ny fiadanana. Hamoa ny voaloboka, hamokatra ny tany,+ ary handrotsaka ando ny lanitra. Ary homeko ho lovan’izay sisa tavela amin’ity vahoaka ity izany rehetra izany.+