-
Hagay 1:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Mamafy voa be dia be ianareo, nefa kely no jinjainareo.+ Mihinana ianareo nefa tsy voky. Misotro divay ianareo nefa tsy afa-po. Manao akanjo ianareo nefa tsy mba misy mafana. Ary izay mikarama dia mametraka ny karamany ao anaty kitapo loaka.’”
-
-
Zakaria 8:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Tsy nomena karama na ny olona na ny biby,+ talohan’izany andro izany. Nampahatahotra daholo koa izay rehetra naleha satria nisy fahavalo. Nataoko nifamely mantsy ny olona rehetra.’
-