Hagay 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Efa misy voa ve ao amin’ny trano fitehirizam-bokatra?*+ Ary mbola tsy mamoa ihany ve ny voaloboka sy ny aviavy sy ny ampongabendanitra ary ny oliva? Hitahy anareo anefa aho manomboka androany.’”+
19 Efa misy voa ve ao amin’ny trano fitehirizam-bokatra?*+ Ary mbola tsy mamoa ihany ve ny voaloboka sy ny aviavy sy ny ampongabendanitra ary ny oliva? Hitahy anareo anefa aho manomboka androany.’”+