37 Dia niala tao Ramesesa+ ny Israelita ka nankany Sokota.+ Nisy 600 000 teo ho eo ny lehilahy nandeha an-tongotra, ankoatra ny ankizy.+ 38 Nisy olona maro avy amin’ny firenen-kafa+ koa niaraka tamin’izy ireo. Ary nentin’izy ireo ny ondry sy ny omby, dia biby fiompy be dia be.