-
Ezekiela 28:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Ry zanak’olona, lazao amin’ilay mpitondra an’i Tyro hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony:
“Nirehareha ny fonao,+ ka miteny foana ianao hoe ‘andriamanitra aho.’
Milaza foana koa ianao hoe: ‘Mipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’andriamanitra aho, eny afovoan-dranomasina.’+
Olombelona ihany anefa ianao, fa tsy andriamanitra,
Na dia mieritreritra ny tenanao ho andriamanitra aza ianao ao am-ponao ao.
3 Sao ianao mihevitra hoe hendry noho i Daniela,+
Ka tsy misy zava-miafina tsy hainao!
-