-
1 Mpanjaka 1:33, 34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Hoy ny mpanjaka tamin’izy ireo: “Ento miaraka aminareo ny mpanompoko. Ary ampitaingeno an’ilay ramoleko* i Solomona zanako,+ dia ento midina any Gihona.+ 34 Hanosotra+ azy ho mpanjakan’ny Israely i Zadoka mpisorona sy Natana mpaminany rehefa any. Tsofy ny anjombona avy eo, ka milazà hoe: ‘Ho ela velona anie i Solomona Mpanjaka!’+
-
-
Matio 21:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Nentin’izy roa lahy ilay ampondra sy ny zanany, ka napetrany teo ambonin’ireo ny akanjon’izy ireo ivelany, dia nitaingina teo i Jesosy.+
-