-
Ezekiela 38:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Izao no hataoko eo imason’ny firenena maro: Tena homeko voninahitra sy hohamasiniko ny tenako, ary hataoko izay hahafantaran’izy ireo ahy. Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’
-