-
Deoteronomia 33:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Hoy izy:
“Tonga avy any Sinay i Jehovah,+
Ary avy tao Seira izy no namirapiratra teo amin’izy ireo.
-
-
Joela 3:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Tongava hifanampy, ry firenena rehetra manodidina, ka mivoria.’”+
Jehovah ô, ampidino ho eny amin’izany toerana izany ny miaramilanao mahery!
-