-
Ezekiela 44:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 “‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Tsy misy mahazo miditra ao amin’ny toerako masina ny hafa firenena mipetraka any Israely nefa tsy voafora fo sady tsy mifora.”’
-