1 Samoela 17:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Hoy i Davida taminy: “Ianao hiady amiko amin’ny sabatra sy lefona ary lefom-pohy,+ fa izaho kosa hiady aminao amin’ny anaran’i Jehovah Tompon’ny tafika,+ ilay Andriamanitry ny tafiky ny Israely izay nilanao ady.+ Hosea 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny taranak’i Joda+ kosa no hamindrako fo. Amin’ny herin’i Jehovah Andriamaniny no hamonjeko azy,+ fa tsy amin’ny sabatra na tsipìka na ady na soavaly na mpitaingin-tsoavaly.”+
45 Hoy i Davida taminy: “Ianao hiady amiko amin’ny sabatra sy lefona ary lefom-pohy,+ fa izaho kosa hiady aminao amin’ny anaran’i Jehovah Tompon’ny tafika,+ ilay Andriamanitry ny tafiky ny Israely izay nilanao ady.+
7 Ny taranak’i Joda+ kosa no hamindrako fo. Amin’ny herin’i Jehovah Andriamaniny no hamonjeko azy,+ fa tsy amin’ny sabatra na tsipìka na ady na soavaly na mpitaingin-tsoavaly.”+