-
Zakaria 6:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 “Alaivo any amin’i Helday sy Tobia ary Jedaia ny zavatra nentin-dry zareo avy tany amin’ny olona tany an-tsesitany. Dia mankanesa any an-tranon’i Josia zanak’i Zefania, amin’io andro io ihany, miaraka amin’ireo olona avy tany Babylona ireo.
-