Ohabolana 16:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny fitiavana sy tsy fivadihana no andrakofana fahadisoana,+Ary izay matahotra an’i Jehovah dia miala amin’ny ratsy.+ Hosea 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Afafazo ny marina, dia hijinja fitiavana tsy mety lefy* ianareo.Tany azo volena no asao,+Dieny mbola misy ny fotoana itadiavana an’i Jehovah,+ Mandra-pahatongany hampianatra anareo hanao ny marina.+ Mika 6:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
6 Ny fitiavana sy tsy fivadihana no andrakofana fahadisoana,+Ary izay matahotra an’i Jehovah dia miala amin’ny ratsy.+
12 Afafazo ny marina, dia hijinja fitiavana tsy mety lefy* ianareo.Tany azo volena no asao,+Dieny mbola misy ny fotoana itadiavana an’i Jehovah,+ Mandra-pahatongany hampianatra anareo hanao ny marina.+