Zakaria 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aza mamorona teti-dratsy ao am-ponareo avy ianareo, mba hamelezana ny namanareo,+ ary aza tia mianiana lainga.+ Fa halako ireo zavatra rehetra ireo’,+ hoy i Jehovah.”
17 Aza mamorona teti-dratsy ao am-ponareo avy ianareo, mba hamelezana ny namanareo,+ ary aza tia mianiana lainga.+ Fa halako ireo zavatra rehetra ireo’,+ hoy i Jehovah.”