-
Salamo 113:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Aoka hoderaina ny anaran’i Jehovah,+
Hatrany amin’ny fiposahan’ny masoandro ka hatrany amin’ny filentehany.
-
-
Isaia 59:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Dia hatahotra ny anaran’i Jehovah ny avy any amin’ny filentehan’ny masoandro,
Ary hatahotra ny voninahiny ny avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro.
Fa ho avy toy ny renirano misasasasa izy,
Ka ny fanahin’i Jehovah no mitarika azy.
-