Genesisy 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Matio 5:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Izaho kosa milaza aminareo hoe izay lehilahy misaraka amin’ny vadiny, afa-tsy noho ny fijangajangana* ihany, dia mety hahatonga an’ilay vehivavy hanitsakitsa-bady. Ary izay manambady vehivavy nisarahan’ny vadiny, dia manitsakitsa-bady.+ Matio 19:8, 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Marka 10:5-9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
32 Izaho kosa milaza aminareo hoe izay lehilahy misaraka amin’ny vadiny, afa-tsy noho ny fijangajangana* ihany, dia mety hahatonga an’ilay vehivavy hanitsakitsa-bady. Ary izay manambady vehivavy nisarahan’ny vadiny, dia manitsakitsa-bady.+