-
Salamo 66:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Fa nandinika anay ianao, Andriamanitra ô;+
Nanadio anay ianao, toy ny fanadio volafotsy amin’ny afo.
-
-
Ohabolana 25:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Esory amin’ny volafotsy ny tain-drendrika,
Dia hadio tanteraka ilay volafotsy.+
-