Joba 21:14, 15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hoy anefa izy ireo amin’ilay tena Andriamanitra: ‘Aza helingelenina izahay! Tsy te hahafantatra ny lalanao izahay.+ 15 Iza moa ilay Mahery Indrindra no hotompoinay?+ Inona no soa ho azonay raha mahafantatra azy izahay?’+ Salamo 73:13, 14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 58:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ‘Fa maninona no tsy jerenao izahay rehefa mifady hanina,+ Ary tsy raharahianao rehefa malahelo noho ny fahotanay?’+ Dia namaly aho hoe: ‘Satria rehefa tonga ny andro ifadianareo hanina, dia izay mahafinaritra anareo ihany no ataonareo,*Sady ampijalinareo koa izay miasa mafy ho anareo.+ Zefania 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Amin’izany andro izany, dia hitondrako jiro i Jerosalema ka hataoko savahao.Dia hosaziko ireo olona tsy mivaky loha,* izay mieritreritra hoe:‘Sady tsy hanao soa i Jehovah no tsy hanisy ratsy.’+
14 Hoy anefa izy ireo amin’ilay tena Andriamanitra: ‘Aza helingelenina izahay! Tsy te hahafantatra ny lalanao izahay.+ 15 Iza moa ilay Mahery Indrindra no hotompoinay?+ Inona no soa ho azonay raha mahafantatra azy izahay?’+
3 ‘Fa maninona no tsy jerenao izahay rehefa mifady hanina,+ Ary tsy raharahianao rehefa malahelo noho ny fahotanay?’+ Dia namaly aho hoe: ‘Satria rehefa tonga ny andro ifadianareo hanina, dia izay mahafinaritra anareo ihany no ataonareo,*Sady ampijalinareo koa izay miasa mafy ho anareo.+
12 Amin’izany andro izany, dia hitondrako jiro i Jerosalema ka hataoko savahao.Dia hosaziko ireo olona tsy mivaky loha,* izay mieritreritra hoe:‘Sady tsy hanao soa i Jehovah no tsy hanisy ratsy.’+