-
Isaia 26:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Jehovah ô, manaraka ny lalana atoronao izahay,
Ka ianao no antenainay.
Tena sarobidy aminay ny anaranao ka tianay raha hotsarovana foana.*
-