-
Asan’ny Apostoly 13:13, 14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Ary nandeha sambo avy tao Pafo i Paoly sy ny namany, ka tonga tany Perga any Pamfylia. Nandao azy ireo anefa i Jaona,+ dia niverina tany Jerosalema.+ 14 Fa izy ireo kosa nanohy ny diany, dia niala tao Perga ka tonga tany Antiokia, any Pisidia. Dia niditra tao amin’ny synagoga+ izy ireo tamin’ny Sabata ary nipetraka.
-