Marka 9:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Tsara ny sira, nefa raha ny sira indray no lasa matsatso, dia inona no hamerenanareo ny tsirony?+ Koa manàna sira ao anatinareo,+ ka mihavàna tsara foana ianareo.”+
50 Tsara ny sira, nefa raha ny sira indray no lasa matsatso, dia inona no hamerenanareo ny tsirony?+ Koa manàna sira ao anatinareo,+ ka mihavàna tsara foana ianareo.”+