Matio 10:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Lioka 12:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa hatoroko anareo kosa izay tokony hatahoranareo: Matahora an’Ilay manana fahefana hanipy any amin’ny Gehena*+ rehefa avy namono anareo ho faty. Averiko aminareo indray hoe matahora Azy.+ 1 Jaona 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Izay rehetra mankahala ny rahalahiny dia mpamono olona,+ ary fantatrareo fa tsy misy mpamono olona hahazo fiainana mandrakizay.+
5 Fa hatoroko anareo kosa izay tokony hatahoranareo: Matahora an’Ilay manana fahefana hanipy any amin’ny Gehena*+ rehefa avy namono anareo ho faty. Averiko aminareo indray hoe matahora Azy.+
15 Izay rehetra mankahala ny rahalahiny dia mpamono olona,+ ary fantatrareo fa tsy misy mpamono olona hahazo fiainana mandrakizay.+