-
Levitikosy 19:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Ilazao ny vahoaka manontolo, dia ny Israelita hoe: ‘Tokony ho masina ianareo, satria masina izaho Jehovah Andriamanitrareo.+
-
-
Deoteronomia 18:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Asehoy hoe tsy misy tsiny eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao ianao.+
-