-
Ohabolana 9:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Manala baraka ny tenany izay manitsy ny mpanesoeso.+
Ary hahita loza izay mananatra ny ratsy fanahy.
-
-
Matio 10:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Na aiza na aiza misy olona tsy mandray anareo na tsy mihaino ny teninareo, dia ahintsano ny vovoka amin’ny tongotrareo rehefa miala ao amin’ilay trano na ilay tanàna ianareo.+
-