-
Levitikosy 14:19, 20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 “Hanolotra ny fanatitra noho ny ota ny mpisorona,+ ka handrakotra ny fahotan’ilay olona izay midio ho afaka amin’ny fahalotoany. Dia hovonoiny ny fanatitra dorana avy eo. 20 Ary hatolony eo ambony alitara ny fanatitra dorana sy ny fanatitra varimbazaha.+ Dia handrakotra ny fahotan’ilay olona izy,+ ka hadio ilay olona.+
-