FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 5:1-3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary tonga teny ampitan’ny ranomasina, tao amin’ny faritra nisy ny Gerasianina,+ izy ireo. 2 Vao niala tao an-tsambokely i Jesosy, dia nifanena tamin’ny lehilahy iray nisy fanahy maloto. Avy teny am-pasana io lehilahy io. 3 Teny amin’ny fasana teny foana izy, ary mbola tsy nisy nahavita namatotra azy mihitsy, na tamin’ny rojo vy aza.

  • Lioka 8:26, 27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Dia tonga tany amin’ny faritra nisy ny Gerasianina,+ tandrifin’i Galilia, izy ireo. 27 Rehefa niala nankeny an-tanety i Jesosy, dia nisy lehilahy anankiray avy tao an-tanàna nifanena taminy. Nisy demonia izy io ary efa ela no tsy niakanjo. Tsy nipetraka tamin’ny trano koa izy, fa teny am-pasana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara