-
Lioka 7:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Sambatra izay tsy tafintohina noho ny amiko.”+
-
-
1 Korintianina 1:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Isika kosa mitory an’i Kristy novonoina teo amin’ny tsato-kazo, izay zavatra manafintohina an’ireo Jiosy ary hadalana amin’ny hafa firenena.+
-
-
1 Petera 2:7, 8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Aminareo àry no sarobidy izy, satria mpino ianareo. Fa amin’ny tsy mpino kosa, dia “ny vato tsy tian’ny* mpanao trano+ no lasa vato fehizoro lehibe indrindra”,*+ 8 sady nanjary “vato mahatafintohina sy vatolampy mampianjera.”+ Tafintohina izy ireny satria tsy mankatò ny teny. Izany indrindra no efa voatendry hoe hanjo azy ireny.
-