-
Marka 4:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Nampianatra teo amoron-dranomasina indray izy, ary nisy vahoaka be nitangorona teo akaikiny. Niakatra tao an-tsambokely àry izy dia nipetraka. Nihataka kely ny morony izy, fa ny vahoaka rehetra kosa teo amoron-dranomasina.+
-